RECENSEMENT

Ho fanomanana ny fifidianana hisy eo anivon'ny FJKM amin'ny 2019 dia mbola mitohy ny recensement. Ho anao izay mbola tsy manana ny fiche dia azonao atao ny mandray izany ao amin'ny sekretera amin'ny andavan'andro. Ny Alahady maraina kosa dia eo an-tokotanim-piangonana no hahitanao ny komity ahafahanao maka izany.

Ny famerenana ny fiche dia azonao atao amin'ireo fotoana ireo ihany koa