Tsianjery Alahady 16 Febroary 2020

"Fa ny nofo rehetra dia tahaka ny ahitra,
Ary izay mety ho voninahiny dia tahaka ny vonin'ny ahitra. Malazo ny ahitra, ka mihintsana ny voniny". 1 Petera 1:24