Etude biblique

Ireo fampianarana mandritra ny "Etude Biblique".

Mofonaina 24 Septambra 2024 – Efesiana 1:7-14

Eph 1:7-14 1-NY BOKY  11-Fandraisan’anjaran’ny tsirairay : (Toko 6 ,Taona 60-62 tany Roma tao am-pifatorana. Milaza andininy tadidinao) 12-Fanampiny Naorin’i Paoly ny Fiangonana tao Efesosy Ac 18.18 ss ary naharitra tao 3 taona izy Ac:20.31. Antsoina hoe Epistilin’ny fihavanana ity ...

Mofonaina 17 Septambra 2024 – 2 Korintiana 4:12-15

2 Co 4:12-15 1 - Ny Boky 1.1 Fandraisan’anjaran’ny tsirairay: Toko 13, Taona: 58 T.K. Andininy tadidinao: 2 Co 5:17; 2 Co 4:8; 2 Co 5:1... 1.2 Fanampiny: Ity epistily ity dia voasoratra raha mbola tsy nigadra Paoly (miaraka amin'ny ...

Mofonaina 10 Septambra 2024 – 1 Jao 5:4-5

Mofonaina 10 Septambra 2024 1 Jn 5.4-5 1 - Ny Boky 1.1 Fandraisan’anjaran’ny tsirairay: Toko? Ny andininy tadidy? Taona: 80-110 T.K. 1.2 Fanampiny: Mariho ny andininy voalohany sy ny andininy farany ampitahaina amin’ireo roa hafa. Mpanoratra dia Jaona Apostoly: raiamandreny ...

Mofonaina 06 Septambra 2024 – 1 Samoela 1:9-20

Mofonaina 06 Septambra 2024 1 Sam 1:9-20 1- NY BOKY 11 - Fandraisan’anjaran’ny tsirairay (Toko? Ny andininy tadidy? Daty nanoratana) 12 - Fanampiny Mitantara ny fiainan’ny Fiangonana 1149-1055 BC izay mamarana ny vanim-potoanan’ny mpitsara teo amin’ny Israely, Nosoratana manodidina ny ...

Mofonaina 03 Septambra 2024 – Jakoba 5.13-15

 Mofonaina TALATA 03 Septambra 2024 Jc 5.13-15 1. NY BOKY 1.1. Fandraisan'anjaran'ny tsirairay: Toko: ? Ny andininy tadidy: ? Daty nanoratana: ? 1.2. Fanampiny: Epistily nosoratan'i Jakoba dia isan’ireo atao hoe Epistily katolika: nosoratana ho an’ny maneran-tany (Jc 1.1). ...

Mofonaina 09 Aogositra 2024 – Salamo 93:1-5

Salamo 93:1-5 1 - NY BOKY Fandraisan’anjaran’ny tsirairay: Toko 150, Fizarana 5, bokin'ny hira + Joba, Ohabolana, Tononkira ary ny Mpitoriteny. Daty: 1400-394 BC. Heverin'ny mpandinika tranainy fa ny bokin'ny Salamo ao amin'ny Baiboly dia toy ny fo ao amin'ny ...