Ireo fampianarana mandritra ny "Etude Biblique".
MOFONAINA 22 OKTOBRA 2024 – Efesiana 4:17-24
Talata 22 Oktobra 2024 FANDAHARANA: Fiantsoana sy Fiderana : Salamo 119:9-16 Hira: 42/1.6.7 (feon-kira: 7ffpm) Vavaka Hira: 207/2 Soratra Masina: Efesiana 4:17-24 Hira: 470/1.4 Fiaraha-Mandinika Soratra Masina Vavaka Hira: 465/3 Tsodrano 1 - NY BOKY 1.1 Fandraisan’anjaran’ny tsirairay 1.2 Fanampiny ...
MOFONAINA 15 OKTOBRA 2024 – Jaona 9:24-34
Mofonaina Talata 15 Oktobra 2024 FANDAHARANA Fiantsoana sy Fiderana, Sal 119:17-24 + Hira 3 (FFPM) + Vavaka Hira 242/3,5 + Soratra Masina : Jaona 9:24-34 + Hira 426/2 Fiaraha-mandinika Soratra Masina + Vavaka + Hira 543/3 + Tsodrano Jaona 9:24-34 ...
MOFONAINA 11 OKTOBRA 2024 – Lioka 5:33-38
Zoma 11 Oktobra 2024 - Lioka 5:33-39 FANDAHARANA Fiantsoana sy Fiderana Sal 119,25-32 +Hira 7 (ffpm) +Vavaka Hira 268 :1.3 +Soratra Masina : Lioka 5,33-39 + Hira 186/1.5 Fiaraha-mandinika Soratra Masina +Vavaka Hira 545 :1 + Tsodrano Fiaraha-mandinika Soratra ...
MOFONAINA 04 OKTOBRA 2024 – MATIO 9:9-17
Mofonaina 04 Oktobra 2024 - Matio 9:9-17 1. NY BOKY 11- Fandraisan’anjaran’ny tsirairay: Toko faha-28, nosoratana tamin’ny taona 70-75 AD, Matio no mpanoratra. Ireo andininy tadidinao ao amin’ity boky ity. 12- Fanampiny 121. Toy ny Filazantsara rehetra, dia milaza ny ...
MOFONAINA 01 OKTOBRA 2024 – Efesiana 2:1-10
Mofonaina 01 Oktobra 2024 Efe 2:1-10 1 - NY BOKY 11 - Fandraisan’anjaran’ny tsirairay: Toko 6, nosoratana tamin’ny taona 60-62 AD, Paoly no nanoratra. Epistilin'ny Fifatorana. Foto-kevitra lehibe: Fihavanana. 12 - Fanampiny: (Jereo ny FMSM 240924) 13 - Drafitry ny ...
MOFONAINA 27 SEPTAMBRA 2024 – Eksodosy 4:27-31
MOFONAINA 27 SEPTAMBRA 2024 Eks 4:27-31 1- NY BOKY 11- Fandraisan’anjaran’ny tsirairay (Toko 40, nosoratana 1490 talohan’i Kristy, izay mitantara ny nitranga tamin’ny 1635-1490 BC) Milaza andininy tadidinao. 12- Fanampiny (Jereo ny FMSM 02.07.24) 13- Drafitry ny boky (1-4) : ...