Etude biblique

Ireo fampianarana mandritra ny "Etude Biblique".

MOFONAINA 26 NOVAMBRA 2024 – I Tim 5:1-8

FANDAHARANA Fiantsoana sy Fiderana Salamo 119:1-8 Hira 3: Isaorana anie, Andriamanitsika Vavaka Hira 190/2: Ry Jesosy mitenena Soratra Masina : I Timoty 5:1-8 Hira 760/1,3: Aza mba manadino ny ray sy reninao Aza mba manadino ny fivavahanao Fiaraha-Mandinika Soratra Masina ...

MOFONAINA 19 NOVAMBRA 2024 – 1 Tim 4:11-16

Talata 19 Novambra 2024   FANDAHARANA Fiantsoana sy Fiderana Soratra: Salamo 119:97-104 Hira: 9 - Ry Tompo Zanaharinay Vavaka Hira: 177 (and. 2 sy 4) - Ry Fanahy Mpanazava... Soratra Masina: 1 Timoty 4:11-16 Hira: 761 (and. 1) - Ry ...

MOFONAINA 08 NOVAMBRA 2024 – Romana 12:9-21

Zoma 08 Novambra 2024 FANDAHARANA : Salamo 119:161-168 Hira 170: Ry Jesoa ny fitiavanao Vavaka Hira 534/1: Misy didy tena tsara Soratra Masina: Romana 12:9-21 Hira HF 18/2: Raha tonga ny andro Fiaraha-Mandinika Soratra Masina Vavaka Hira 530: Fitiavana rano ...

MOFONAINA 01 NOVAMBRA 2024 – Titosy 1:1-4

FANDAHARANA: Fsy F: Salamo 119:89-96 Hira: 537 Vavaka Hira: 210/1 Soratra Masina: Titosy 1:1-4 Hira: 175/1.5 FMSM Vavaka Hira: 489/1 Tsodrano Titosy 1:1-4 1 - NY BOKY 1.1 Fandraisan’anjaran’ny tsirairay 1.2 Fanampiny Taona: 63-66 T.K. Mpanoratra: Paoly. Titosy: Grika (Galatiana ...

MOFONAINA 29 OKTOBRA 2024 – Romana 12:1-2

FANDAHARANA: F iantsoana sy Fiderana : Salamo 119:57-64 Hira: 18/1.2.3 (FFPM) Vavaka Hira: 480/3 Soratra Masina: Romana 12:1-2 Hira: 619/2 FMSM Vavaka Hira: 446/1 Tsodrano Romana 12:1-2 1 - NY BOKY 1.1 Fandraisan’anjaran’ny tsirairay 1.2 Fanampiny 1.3 Drafitry ny boky ...

MOFONAINA 25 OKTOBRA 2024 – Romana 1:8-12

FANDAHARANA : Fiantsoana sy Fiderana : Salamo 119:1-8 Hira: 471/1.3 Vavaka Hira HF6/2 Soratra Masina: Romana 1:8-12 Hira HF4/3 Fiaraha-Mandinika Soratra Masina Vavaka Hira HF1/1 Tsodrano Romana 1:8-12 1 - NY BOKY 1.1 Fandraisan’anjaran’ny tsirairay 1.2 Fanampiny Paoly no nanoratra. ...