FIKAMBANAN'NY DIAKONA SY LOHOLONA ( FDL) Ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany dia Nanolotra bodofotsy 204 isa ho an'ireo Mpiomana ho Mpitandrina handray fanirahana ao amin'ny Toeram-Panomanana Mpitandrina Ambatonakanga ny FDL ISOTRY FITIAVANA.
Tohiny
ALAHADY 08 JONA 2025 – PENTEKOSTA – FANOKANANA HO MPANDRAY IREO KATEKOMENA ANDIANY “FANANTENANA”, TAPANY 2
Horonantsary Sary 1 Afaka manantona an'Atoa Fidy Rakotoarisoa (034 21 610 83) isika raha toa misy fanontaniana na fangatahana manokana momba ny andian-tsary 1. Sary 2 Afaka manantona an'i Tiantsoa (034 42 939 61) isika raha toa misy fanontaniana na fangatahana manokana momba ny andian-tsary faha-2.
Tohiny
ALAKAMISY 29 MAY 2025 – ANDRO NIAKARANA – FANOKANANA HO MPANDRAY IREO KATEKOMENA ANDIANY “FANANTENANA”, TAPANY 1
Horonantsary Sary 1 Afaka manantona an'Atoa Fidy Rakotoarisoa (034 21 610 83) isika raha toa misy fanontaniana na fangatahana manokana momba ny andian-tsary 1. Sary 2 Afaka manantona an'i Andry (038 89 796 12) isika raha toa misy fanontaniana na fangatahana manokana momba ny andian-tsary faha-2. Sary 3 Afaka manantona an'i Tiavina (034…
Tohiny
ALAHADY 09 FEBROARY 2025 – MIKALO AMPANAHY
HORONANTSARY SARY [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RxhoM-x4nFq0kiJUuSAKxEKJwKCZTQWMrl8JT7AotfOXywC3gGsobSO3n-tSa38tVoXnbT1' main_size='3000' layout='mosaic']
Tohiny
