Natsangana indray ny taninketsa eto anivon'ny Fitandremana Isotry Fitiavana. Nanomboka nihira ireo ankizy ny Alahady 17 Jona 2018
Tohiny
17 JONA 2018 – TSIANJERY HO AN’NY RAY
Ny zanaky ny Fiangonana ao amin'ny Sampana Sekoly Alahady no nisolo tena ny rehetra niarahaba ny raim-pianakaviana tamin'ny alalan'ny tsianjery noho ny fetin'izy ireo.
Tohiny
10 JONA 2018 – FIANGONANA MITERAKA
Navoaka ny 10 Jona 2018 ny Fiangonana miteraka andiany fahatelo sy ny andiany faha-efatra. Ezekiela sy Hosea no anaran'ireo andiany ireo
Tohiny
27 MEY 2018 – FETIN’NY RENY
Niarahaba ny renim-pianakaviana rehetra tonga nanatrika ny fanompoam-pivavahana i Tatie Landy noho ny fetin'ny reny. Harona misy soratra manao hoe: "VEHIVAVY MIHAVAO" no fanomezana natolotry ny Fiangonana ny reny rehetra. Ary satria Tatie Landy no renin'ny rehetra ao am-piangonana dia niarahaba azy ary nanolotra fanomezana ho azy ny solontenan'ny Fiangonana, tamin'ny alalan'ny biraom-piangonana, ny filohan'ny…
Tohiny