09 Septambra 2018 – ALAHADIN’NY AFF
Nitarika ny fotoana sy nitondra ny fampianarana ho an'ny ankizy sy ny tanora ny filohan'ny AFF, Atoa RAHARISON Jean Aimé. Ny 1 Kor. 6:9: "Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fanjakan'Andriamanitra? Aza mety hofitahina ianareo: fa ny mpijangajanga sy ny mpanompo sampy sy ny mpaka vadin'olona sy ny sodomita"…
Tohiny
08 SEPTAMBRA 2018 – KATEKOMENA – TAFIKA MASINA
Ny Asabotsy 08 Septambra 2018 dia nanatanteraka Tafika Masina teny Anosipatrana ny Katekomena.
Ny nampiavaka an'ireto groupe ireto, dia tsy fitetezana tokan-trano no nataony, fa nitory kosa izy ireo tamin'ireo olona nifanena tamin'izy ireo teny an-dalana, na koa olona eo am-piasana.