FIKAMBANAN'NY DIAKONA SY LOHOLONA ( FDL) Ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany dia Nanolotra bodofotsy 204 isa ho an'ireo Mpiomana ho Mpitandrina handray fanirahana ao amin'ny Toeram-Panomanana Mpitandrina Ambatonakanga ny FDL ISOTRY FITIAVANA.
Tohiny
17 – 20 JOLAY 2025 – TAFIKA MASINA – DISTRIKAN’ANKAZOBE
TAFIKA MASINA notanterahina tany amin'ny - FJKM SOAMAMPIRAY - FJKM ANTANETIBE - FJKM ANKAZOTSARA MARITIORA district Ankazobe
Tohiny
13 JOLAY 2025 – ALAHADIN’NY STK ZANDRINY sy Faha – 60 Taona
HORONANTSARY SARY
Tohiny
