"Ary ho fahamarinantsika ny mitandrina hanaraka izany didy rehetra izany eo anatrehan'i Jehovah Andriamanitsika, araka izay efa nandidiany antsika". Deoteronomia 6:25				
						Tohiny
			
		Tsianjery 07 Oktobra 2018
					"Fa maizina ianareo fahiny, fa efa mazava ao amin'ny Tompo kosa ankehitriny; mandehana tahaka ny zanaky ny mazava". Efesiana 5:8  				
						Tohiny
			
		Tsianjery 30 Septambra 2018
					"Ary Jesoa nijery azy tsara, dia tia azy ka nanao taminy hoe: Diso zavatra iray loha ianao; mandehana, amidio izay rehetra anananao ka omeo ny malahelo, dia hanana rakitra any an-danitra ianao; ary avia hanaraka Ahy". Marka 10:21				
						Tohiny
			
		Tsianjery 23 Septambra 2018
					"Fa misy tombony lehibe tokoa ny toe-panahy araka an'Andriamanitra omban'ny fianinana". 1 Timoty 6:6				
						Tohiny
			
		