Archives de la catégorie: Tsianjery

Verset du jour

Tsianjery Alahady 29 Marsa 2020

"Ary rehefa voasambotra Jaona, dia nankany Galilia Jesoa nitory ny filazantsaran'Andriamanitra ka nanao hoe: Efa tonga ny fotoana, ka efa akaiky ny fanjakan'Andriamanitra; mibebaha ianareo ka minoa ny filazantsara". Marka 1:14-15
Tohiny

Tsianjery Alahady 15 Marsa 2020

"Arovy ny fanahiko, fa masina aho;Andriamanitro o, vonjeo ny mpanomponao,Izay matoky Anao. Tompo o, mamindrà fo amiko;Fa Ianao no itarainako mandrakariva". Salamo 86:2-3
Tohiny

Tsianjery Alahady 08 Marsa 2020

"Kanefa manan-teny aminao Aho, satria efa niala tamin'ny fitiavanao voalohany ianao. Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain'ny Fanahy amin'ny fiangonana. Izay maharesy dia havelako hihinana ny avy amin'ny hazon'aina, izay eo amin'ny Paradisan'Andriamanitra". Apokalypsy 2:4;7  
Tohiny