Vaovao

"Misaotra an'Andriamanitra, Rain'i Jesoa Kristy Tompontsika, izahay amin'ny fangatahanay mandrakariva ho anareo",  Kolosiana 1 : 3-8 (and.3)
Tohiny

"Ry Isiraely o, manantenà an'i Jehovah Hatramin'izao ka ho mandrakizay".  Salamo 131 : 1-3 (and.3)
Tohiny

"Ary Andriamanitry ny fanantenana anie hameno anareo amin'ny fifaliana sy ny fiadanana rehetra amin'ny finoanareo, mba hitomboanareo amin'ny fanantenana noho ny herin'ny Fanahy Masina". Romana 15 : 7-13 (and.13)
Tohiny