"Ary Jesosy dia onena azy ka nanendry ny masony; ary nahiratra niaraka tamin’ izay izy, dia nanaraka an’ i Jesosy". Matio 20:34
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
Ilay Voa Tsara Nafafy 18 Jona 2018
FJKM VOHITRAMBO FANASINA – 2013
17 JONA 2018 – FETIN’NY RAY
Araka ny mahazatra eto amin'ny fitandremana dia nahazo fahatsiarovana avy amin'ny Fiangonana ireo raim-pianakaviana rehetra tonga nanatrika ny fanompoam-pivavahana ny Alahady 17 Jona 2018. Tsy diso anjara tamin'izany ny Mpitandrina Solofo RAMAHOLIMIHASO. Ankoatra ny fanomezana azony avy tamin'ny Fiangonana dia nahazo mofo mamy avy tamin'ny SAMPATI ny tenany.
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



