Messages récents par Mpanoratra

TAFIKA MASINA

Ny faritra Ampefiloha indray no hanatanterahan'ny Fiangonana ny Tafika Masina ao anatin'ny vina "Vontosy Filazantsara ny Nosy Madagasikara" ho an'ity taona 2018 ity
Tohiny
"Nony ampitso dia nahita an'i Jesosy avy manatona azy Jaona, ka dia hoy izy: Indro ny Zanak'ondron'Andriamanitra, Izay manaisotra ny fahotan'izao tontolo izao"
— Jaona 1:29

"Nony ampitso dia nahita an'i Jesosy avy manatona azy Jaona, ka dia hoy izy: Indro ny Zanak'ondron'Andriamanitra, Izay manaisotra ny fahotan'izao tontolo izao"

RECENSEMENT

Ho fanomanana ny fifidianana hisy eo anivon'ny FJKM amin'ny 2019 dia mbola mitohy ny recensement. Ho anao izay mbola tsy manana ny fiche dia azonao atao ny mandray izany ao amin'ny sekretera amin'ny andavan'andro. Ny Alahady maraina kosa dia eo an-tokotanim-piangonana no hahitanao ny komity ahafahanao maka izany. Ny famerenana ny fiche dia azonao atao…
Tohiny

FIAINAN’NY OLONA MINO AN’ANDRIAMANITRY NY LANITRY NY LANITRA

Deo.10 :14 : «Indro, an’ i Jehovah Andriamanitrao ny lanitra sy ny lanitry ny lanitra ary ny tany mbamin’ izay rehetra eo aminy » Ilay Jehovah Andriamanitsika, ilay Andriamanitra telo izay iray : Azy ny lanitry ny lanitra, any no fonenany ary any Izy no miandry antsika. Aiza io lanitry ny lanitra io ? Ao…
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.