"Koa raha hianareo, na dia ratsy aza, mahalala hanome zava-tsoa ho an’ ny zanakareo, tsy mainka va ny Ray, Izay any an-danitra, no hanome ny Fanahy Masina ho an’ izay mangataka aminy?" Lioka 11:13
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
2018: KATEKOMENA NORAISINA HO MPANDRAY NY FANASAN’NY TOMPO
I. ASCENSION 50 mianadahy no noraisina ho Mpandray ny fanasan'ny Tompo tamin'ny Ascension: VEHIVAVY 1 ANDRIATSIMIALONA RANTITIANA MIOTISOA 2 DERARAINY TSARARAVAKA ZINASOA 3 LIOKA RANARISON FANDRESENA 4 MBOLANOMENA HARIMANANA FETRANIAINA 5 MISAINASOA HERIZO PERLINE 6 NIVOARIDERA HASINA ITOKIANA 7 RABEARILALAO MAMINIAINA ANNIE 8 RAHARIMANANTSOA SAMMINAH 9 RAHARINIRIANTSOA ROTA TIAVINA ANITA 10 RAHARIVOLA SEHENOTSOA ROGINA 11…
Tohiny
Ilay Voa Tsara Nafafy 25 Mey 2018
"Ary hilatsaka aminao ny Fanahin’ i Jehovah, ka hiara-maminany aminy hianao, dia ho voaova ho olom-baovao". 1 Sam. 10:6
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.