Messages récents par Mpanoratra

"Izao no lazain'i Jehovah: Aoka ny hendry tsy hirehareha amin'ny fahendreny, ary aoka ny mahery tsy hirehareha amin'ny heriny, ary aoka ny manan-karena tsy hirehareha amin'ny hareny". Jeremia 9:22
Tohiny

"Fa ianao kosa, sy lehilahin'Andriamanitra, mandosira izany zavatra izany, ka miezaha mitady fahamarinana, toe-panahy araka an'Andriamanitra, finoana, fitiavana, faharetana, fahalemem-panahy". 1 Timoty 6:11
Tohiny

Tsianjery 08 Jolay 2018

"Fa izay te-hirehareha dia aoka hirehareha amin'izao:Dia ny fahendreny sy ny fahalalany Ahy ho Jehovah". Jeremia 9:23a
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.