À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
12 AOGOSITRA 2018 – SVM – FITONDRANA AM-BAVAKA IREO HANALA FANADINANA
Nanatanteraka fanompoam-pivavahana teto amin'ny Fitandremana Isotry Fitiavana ny Sampana Vokovoko Manga ny Alahady 12 Aogositra hariva ho fitondrana am-bavaka ireo zanaky ny Fiangonana izay hiatrika fanadinam-panajakana amin'ity taona ity.
Ho fanantanterahana izany dia niara-niasa akaiky tamin'ny Sampana ny Sekoly La Farandole sy ny Institution Marthe Hervé.
"Ary hoy Mosesy tamin'ny olona: Aza matahotra ianareo, mijanona, fa ho hitanareo ny famonjen'i Jehovah, izay hataony ho anareo anio; fa ny Egyptiana, izay hitanareo anio, dia tsy ho hitanareo intsony mandrakizay". Eksodosy 14:13
Tohiny
Tsianjery 12 Aogositra 2018
"Izay rehetra potraka amin'izany vato izany dia ho torotoro; fa na iza na iza no ianjerany dia ho mongomongo". Lioka 20:18
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.