"Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka aza mitsahatra. Misaora amin'ny zavatra rehetra; fa izany no sitrapon'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesoa ho anareo." 1 Tesaloniana 5:16-18
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Ary mifalia amin'ny soa rehetra izay nomen'i Jehovah Andriamanitrao anao sy ny ankohonanao ianao". Deoteronomia 26:11
Tohiny
Ilay Voa Tsara Nafafy 22 Desambra 2018
"Mihirà ho an'Andriamanitra, mankalazà ny anarany; manamboara lalana ho an'izay mitaingina mamaky ny efitra Jehovah no anarany ary mifalia eo anatrehany". Salamo 68:4
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



