2 Timoty 1 :8a : « Koa aza menatra ny ho vavolombelon'ny Tompontsika » Tenenina isika hoe « Koa aza menatra ny ho vavolombelon'ny Tompontsika », kanefa isika dia menatra ihany. Maninona no mbola menatra ihany ? Raha tena vonona ny hijoro tsy ho menatra ianao, inona ary ny tsiambaratelon’ny fahasahiana ?Vita izany io fotoana izao dia mivimbina fahasahiana vaovao ianao, fa hihintsana eto…
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
ALAHADY 14 OKT 2018
Lioka 10 :33-35 : « Fa nisy kosa Samaritana anankiray nandeha tamin'ny nalehany ka tonga teo aminy, ary nony nahita azy, dia onena.Dia nanatona izy, ka nofeheziny ny feriny, sady nasiany diloilo sy divay; dia nampitaingeniny tamin'ny bibiny izy, ka nentiny ho any amin'ny tranom-bahiny, dia notsaboiny. Ary nony ampitson'iny, dia naka denaria roa izy, ka nomeny ny tompon'ny…
Tohiny
"Ny molotry ny hendry mampiely fahendrena; Fa tsy mba toy izany ny fon’ ny adala". Ohabolana 15:7
Tohiny
Ilay Voa Tsara Nafafy 29 Oktobra 2018
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.
