Messages récents par Mpanoratra

"Ary hianao, ry Betlehema, tanin’ ny Joda, tsy dia kely indrindra ao amin’ ny andrianan’ ny Joda hianao tsy akory; Fa avy ao aminao no hivoahan’ izay anankiray ho Mpanapaka, Ka Izy no ho Mpiandry ny Isiraely oloko". Matio 2:6
Tohiny

Tsianjery Talata 25 Desambra 2018

"Ary Izy no ho fiadanana". Mika 5:4   "Rehefa vita ny asako ety, Ka ny fanahiko raisina ery, Miara-mitoetra aminao, Tomponay No hasambarako mandrakizay". Hira FFPM 518:1
Tohiny

"Ary Izy no ho fiadanana; Raha tonga eto amin'ny tanin-tsika ny Asyriana Ka miditra ao amin'ny tranobentsika, Dia hanangana mpiandry ondry fito sy mpanapaka valo hisakana azy isika". Mika 5:4
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.