À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
REHEFA TSY MIADY IANAO TSY HAMELA NY OTA HANJAKA, DIA NAMAN’NY MANOLO-TENA HO AMIN’NY OTA IANAO.
Romana 6:12,14,16 : « Koa aza avela ny ota hanjaka amin'ny tenanareo mety maty hanarahanareo ny filany; Fa ny ota tsy hanan-kery aminareo; fa tsy mba ambanin'ny lalàna ianareo, fa ambanin'ny fahasoavana.Tsy fantatrareo va fa raha manolo-tena ho mpanompo ianareo na ho an'iza na ho an'iza, dia mpanompon'izay arahinareo ianareo, na ny ota ho amin'ny…
Tohiny
AZONAO ANTOKA VE FA AMBANIN’NY FAHASOAVANA IANAO ?
Romana 6:1-2,15 : « Inona ary no holazaintsika? Mbola hitoetra amin'ny ota ihany va isika hitomboan'ny fahasoavana? Sanatria izany! Hataontsika izay efa maty ny amin'ny ota ahoana no ho velona aminy ihany? Ahoana ary? hanota va isika, saingy tsy ambanin'ny lalàna, fa ambanin'ny fahasoavana? Sanatria izany! ». Ny Romana 6 no toko tokana ao amin’ny…
Tohiny
"Indro, Jehovah efa nanambara hatrany amin'ny faran'izao tontolo izao nanao hoe: Lazao amin'i Ziona zanakavavy: Indro, avy ny famonjena anao; Indro; ny valim-pitia hatolony dia ao aminy, ary ny valin'asa homeny dia eo anoloany". Isaia 62:11
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



