Messages récents par Mpanoratra

"Koa mampahafantatra anareo aho fa tsy misy olona ampitenenin'ny Fanahin'Andriamanitra ka manao hoe: Voaozona* Jesoa; ary tsy misy mahay manaiky hoe: Jesoa no Tompo, raha tsy amin'ny Fanahy Masina". [*Grika: anatema]  I Korintiana 12 : 1-11 (and.3)
Tohiny

"Indrisy! Jehovah Tompo o, holevoninao va ny hany sisa amin'ny Isiraely?" Ezekiela 11 : 1-13 (and. 13b)
Tohiny

"Ny amin'izany famonjena izany dia notadiavin'ny mpaminany sy nokatsahiny fatratra, dia ireo efa naminany ny fahasoavana ho anareo". I Petera 1 : 10-12 (and.10)
Tohiny

"Ka hiteraka Zazalahy izy, ary ny anarany hataonao hoe Jesoa*; fa Izy no hamonjy ny olony ho afaka amin'ny fahotany". [*Jesoa = Jehovah no Mpamonjy]  Matio 1 : 18-25 (and.21)
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.