Messages récents par Mpanoratra

"Jehovah no heriko sy fiderako, fa efa famonjena ahy Izy; Izao no Andriamanitro, ka hankalazy Azy aho, dia Andriamanitry ny razako, ka hanandratra Azy aho". Eksodosy 15:2
Tohiny

"Fa fantatrareo fa tsy zavatra mety ho simba, tahaka ny volafotsy sy ny volamena, no nanavotana anareo tamin'ny fitondrantena adala, izay azonareo tamin'ny nentin-drazana, fa ny rà soan'i Kristy, toy ny ràn'ny zanak'ondry tsy misy kilema ary tsy misy pentimpentina". 1 Petera 1:18-19
Tohiny

"Indro,Izaho maniraka Anjely eo alohanao hiaro anao any an-dalana sy hitondra anao ho any amin'ny fitoerana izay namboariko". Eksodosy 23:20
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.