Messages récents par Mpanoratra

"Tandremo mba tsy hisy hamaly ratsy olona; fa miezaha mandrakariva hitady izay tsara, na amin'ny namanareo na amin'ny olona rehetra".  I Tesaloniana 5 : 12-22 (and.15)
Tohiny

"Tsy ianareo no nifidy Ahy, fa Izaho no nifidy anareo ka nanendry anareo mba handeha sy hamoa, ary mba haharetan'ny vokatrareo, mba homen'ny Ray anareo izay rehetra hangatahinareo amin'ny anarako na inona na inona".  Jaona 15 : 11-16 (and. 16)
Tohiny

"Satria efa renay fa ny sasany izay avy tany aminay efa nanao teny nampitabataba anareo ka namadika ny sainareo, kanefa tsy nasainay nanao izany izy".Asan'ny Apostoly 15 : 22-29 (and.24)
Tohiny

"Ary ianareo hataon'ny firenena rehetra hoe sambatra; fa ho tany mahafinaritra ianareo, hoy Jehovah, Tompon'ny maro".  Malakia 3 : 7-12 (and.12)
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.