Messages récents par Mpanoratra

RESAKA FAHABADOANA

« Ary lasa nandeha teny amoron-dranomasina indray Jesoa; ary ny vahoaka rehetra nanatona Azy, ka dia nampianatra azy Izy ». Marka 2 :13 ZAVA-DOZA ARA-PANAHY NY FAHABADOANA Jesoa nampianatra ny vahoaka. Raha ianao izao no asaina mampianatra vahoaka, vitanao ve izany ? Hainao ve izany ? Izany no fampieritreretana voalohany ry havana. Ny olona izay…
Tohiny

"Fa ny fahasoavan'Andriamanitra no nahatoy izao ahy; ary tsy foana ny fahasoavany ato amiko; fa efa niasa fatratra mihoatra noho izy rehetra aho, nefa tsy izaho, fa ny fahasoavan'Andriamanitra no niara-niasa tamiko". 1 Korintiana 15:10
Tohiny

"Ary Jesoa nanao taminy hoe: Izaho kosa tsy hilaza aminareo izay fahefana anaovako izao zavatra izao". Lioka 20:8
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.