Messages récents par Mpanoratra

"Dia nanatona Petera ka nanao taminy hoe: Tompoko, impiry moa no hanotan'ny rahalahiko amiko, ka havelako izy? Hatramin'ny impito va? Fa hoy Jesoa taminy: Tsy lazaiko aminao hoe: Hatramin'ny impito, fa hatramin'ny impito amby fito-polo*. [*Na: fito-polo impito] ". Matio 18 : 21 - 35 (and.21-22)
Tohiny

"Ny hanao ny sitraponao, Andriamanitra o, no sitrako; ary ny lalanao no ato anatiko". Salamo 40 : 1-10 (and.8)
Tohiny

"Ny hanao ny sitraponao, Andriamanitra o, no sitrako; ary ny lalanao no ato anatiko".  Salamo 40 : 8
Tohiny

"Eny, izay rehetra te-ho velona amin'ny toe-panahy araka an'Andriamanitra, izay ao amin'i Kristy Jesoa, dia henjehina".  II Timoty 3 : 10-13 (and.12)
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.