Messages récents par Mpanoratra

"Isaorana anie Andriamanitra, Rain'i Jesoa Kristy Tompontsika, Izay nitahy antsika tao amin'i Kristy amin'ny fitahiam-panahy rehetra any an-danitra'. Efesiana 1 : 3-6 (and.3)
Tohiny

"Ary tandremo koa ny andro firavoravoana amin'ny fijinjana ny voaloham-bokatry ny asanao, izay nafafinao tany an-tsaha, sy ny andro firavoravoana amin'ny fanangonana amin'ny faran'ny taona, raha manangona ny vokatry ny asanao avy any an-tsaha ianao'. Eksodosy 23 : 14-17 (and. 16)
Tohiny

"Ary izay mijinja dia mandray karama ka mamory vokatra ho amin'ny fiainana mandrakizay, mba hiara-mifaly ny mpamafy sy ny mpijinja".  Jaona 4 : 31-38 (and.36)
Tohiny

"Halako, eny, laviko ny andro firavoravoanareo, ary tsy ho hanitra ankasitrahana amiko ny fivorianareo masina". Amosa 5 : 21-24 (and.21)
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.