À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
11 NOVAMBRA 2019 – 24 NOVAMBRA 2019
« Mitandrema, miambena, ka mivavaha; fa tsy fantatrareo izay hihavian'ny fotoana ». Marka 13 :33 Zavatra 3 no asaina ataontsika eo am-piandrasana izay hihavian’ny fotoana : Mitandrema Tandremo isan’andro isan’andro ny anatra/ny hafatra. Jereo izay tokony ampiana, jereo izay tokony esorina ao amin’ny fiainanao. Jereo izay mbola tokony ho volena, jereo izay tsy tokony hisy ao amin’ny fanompoanao. Miambena…
Tohiny
"Ry Jerosalema, sasao ny fonao ho afaka amin'ny ratsy, mba hovonjena ianao! Mandra-pahoviana no hitoeran'ny hevi-dratsinao ao am-ponao?" Jeremia 4:14
Tohiny
Ilay Voa Tsara Nafafy 11 Novambra 2019
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



