"Fa, indro, avy ny andro, mandoro toy na fatana fandoroana izy". Mal.3.19 Fatana fandoroana Ao anatin’ny sokajy inona ianao? Ao anatin’ny olona nantsoin’Andriamanitra ho olon-tiany, Ao anatin’ny olona kasainy hofongarana?
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Lozan'izay midina any Egypta hitady famonjena sy miantehitra amin'ny soavaly ary matoky ny kalesy, satria maro ireny, sy ny mpitaingin-tsoavaly, satria mahery dia mahery ireny, fa tsy manandrandra ny Iray Masin'ny Isiraely, na mitady an'i Jehovah". Isaia 31:1
Tohiny
Ilay Voa Tsara Nafafy 24 Novambra 2019
Tsianjery Alahady 24 Novambra 2019
"Ary hiposaka aminareo, izay matahotra ny anarako, ny Masoandron'ny fahamarinana, manana fanasitranana ao amin'ny tanany". Malakia 3:20a
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



