"Ary raha nanao fanompoam-pivavahana ho an'ny Tompo sy nifady hanina ireo, dia hoy ny Fanahy Masina: Atokàny ho Ahy Barnabasy sy Saoly hanao ny asa izay efa niantsoako azy'. Asan'ny Apostoly 13 : 1-5 (and.2b)
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Dia lasa nandeha izy ireo ka nitety vohitra nitory ny filazantsara sy nahasitrana teny tontolo eny". Lioka 9 : 1-6 (and.6)
Tohiny
"Miadia ny ady tsaran'ny finoana, hazony ny fiainana mandrakizay; fa ho amin'izany no niantsoana anao koa sy nanaovanao ilay fanekena tsara teo imason'ny vavolombelona maro". I Timoty 6 : 11-16 (and.12)
Tohiny
"Mba handehananareo miendrika an'Andriamanitra, Izay miantso anareo ho amin'ny fanjakany sy ny voninahiny". I Tesaloniana 2 : 1-12 (and.12)
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



