Messages récents par Mpanoratra

10 FEBROARY 2020 – 16 FEBROARY 2020

LAKLEN’NY FAHOMBIAZANA ( Lioka 5 :6 ) Fantatrao ve ny le laklen’ny fahombiazana ? Tsy ny expérience professionnelle no laklen’ny fahombiazana (and.5). Ary tsy ny faharetana na ny fikelezana aina ihany koa. Fa inona? Voalohany indrindra, mila vonto fampianarana ianao, mianatra ny Soratra Masina. Faharoa, rehefa mianatra ianao, dia manome tari-dalana anao Jesoa. Ireo, ary…
Tohiny

"Mahagaga ny teni-vavolombelonao, Ka dia mitandrina azy ny fanahiko". Salamo 119:129  
Tohiny

"Dia nentiny nivoaka ny zanakalahin'ny mpanjaka ka nampisatrohiny ny satro-boninahitra, sady notolorany ny teni-vavolombelona*, ka dia nampanjakainy. Ary Joiada sy ny zanany nanosotra azy ka niantso hoe: Ho ela velona anie ny mpanjaka!" 2 Tantara 23:11
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.