Messages récents par Mpanoratra

Tsianjery Alahady 15 Marsa 2020

"Arovy ny fanahiko, fa masina aho;Andriamanitro o, vonjeo ny mpanomponao,Izay matoky Anao. Tompo o, mamindrà fo amiko;Fa Ianao no itarainako mandrakariva". Salamo 86:2-3
Tohiny

"Ary ny tanan'ny Tompo nomba azy ireo, ka maro no isan'izay nino sy niverina ho amin'ny Tompo". Asan'ny Apostoly 11:21
Tohiny

"Izaho efa nandevona ny fahadisoanao tahaka ny fandevona ny zavona, ary ny fahotanao tahaka ny rahona;Koa miverena amiko, fa efa nanavotra anao Aho". Isaia 44:22  
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.