"Izay maharesy no handova izany zavatra izany; ary ho Andriamaniny Aho, ary izy ho zanako". Apokalypsy 21 : 1-8 (and.7)
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Ary Jaona niantso ny mpianany roa lahy hankao aminy, dia naniraka azy hankany amin'ny Tompo hanao hoe: Ianao va Ilay ho avy, sa mbola hafa no andrasantsika?" Lioka 7 : 18-23 (and.19)
Tohiny
"Andriamanitro o, menatra sy mangaihay aho, raha miandrandra aminao, ry Andriamanitro o; fa efa nihamaro mihoatra ny lohanay ny helokay, ary ny fahotanay dia lehibe manakatra ny lanitra". Ezra 9 : 3-7 (and.6)
Tohiny
"Manafaha ahy amin'ny fahadisoako rehetra; aza manao ahy ho fanakoran'ny adala". Salamo 39 : 4-8 (and.8)
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



