"Dia nahinjitr'i Mosesy teo ambonin'ny ranomasina ny tanany; ary rivotra mahery avy atsinanana no nampisavan'i Jehovah ny ranomasina mandritra iny alina iny, ka nataony tany maina ny ranomasina, ary dia voasaraka ny rano". — Eksodosy 14 : 21
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
Ilay Voa Tsara Nafafy 03 Oktobra 2020
"Ary, indro, hijanona eo anatrehanao eo ambonin'ny harambato any Horeba Aho, dia hikapoka ny harambato ianao, ka hisy rano hivoaka avy aminy hosotroin'ny olona. Dia nanao izany Mosesy teo imason'ny loholon'ny Isiraely". — Eksodosy 17 : 6
Tohiny
Ilay Voa Tsara Nafafy 02 Oktobra 2020
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



