Messages récents par Mpanoratra

"Ary ankehitriny dia kilema aminareo ny anananareo* ady amin'ny namanareo. Nahoana no tsy aleo mandefitra ny tsy rariny aza ianareo? Nahoana no tsy aleo maharitra hambakaina aza ianareo?" 1 Korintiana 6:7
Tohiny

"Ary amin'izany, tsy ianareo no nampandeha ahy ho aty, fa Andriamanitra; ary Izy nanao ahy ho rain'i, Farao sy ho tompon'ny ao an-tranony rehetra, ary ho mpanapaka ny tany Egypta rehetra". Genesisy 45:8
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.