"Nefa tsy ataoko ho zavatra akory ny aiko, mba hahavita ny alehako, dia ny fanompoana izay noraisiko tamin'i Jesoa Tompo hanambara ny filazantsaran'ny fahasoavan'Andriamanitra". — Asan'ny Apostoly 20 : 24
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
Ilay Voa Tsara Nafafy 01 Aogositra 2020
"Dia nifoha izy ka nitondra ny Zazakely sy ny reniny, raha mbola alina, dia lasa nankany Egypta; ary nitoetra tany izy ambara-pahafatin'i Heroda, mba hahatanteraka izay nampilazain'i Jehovah ny mpaminany hoe: Nantsoiko hiala tany Egypta ny zanako (Hosea 11:1)". — Matio 2 : 14 - 15
Tohiny
Ilay Voa Tsara Nafafy 31 Jolay 2020
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.