"Fa Andriamanitra kosa nanao taminy hoe: Ry adala, anio alina no halaina aminao ny fanahinao, ka ho an'iza izay zavatra noharinao? Toy izany izay mihary harena ho an'ny tenany ihany, nefa tsy mba manan-karena ny amin'Andriamanitra". — Lioka 12 : 20 - 21
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
Ilay Voa Tsara Nafafy 01 Septambra 2020
"Ry malala, aza ny ratsy no alain-tahaka, fa ny tsara. Izay manao ny tsara no avy amin'Andriamanitra; fa izay manao ny ratsy tsy mba nahita an'Andriamanitra". — III Jaona 11
Tohiny
Ilay Voa Tsara Nafafy 31 Aogositra 2020
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.