"Ny asan'ny tanany dia fahamarinana sy fitsarana; Mahatoky avokoa ny didiny rehetra"— Salamo 111 : 7
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Fa raha nandeha aho ka nandinika izay zavatra ivavahanareo, dia nahita alitara anankiray misy izao soratra izao: HO AN'IZAY ANDRIAMANITRA TSY FANTATRA. Koa izay ivavahanareo, kanefa tsy fantatrareo, dia izany no toriko aminareo, dia Andriamanitra Izay nanao izao tontolo izao sy ny ao aminy rehetra, Izy no Tompon'ny lanitra sy ny tany ka tsy mba…
Tohiny
"Koa amin'izany, lazao amin'ny Joda sy amin'ny mponina eto Jerosalema hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Indro, Izaho mamorona loza hihatra aminareo ary mihevitra izay hamelezako anareo; Koa samia miala amin'ny lalany ratsy avy ianareo, ary ataovy tsara ny lalanareo sy ny ataonareo". — Jeremia 18 : 11
Tohiny
"Ka dia ho fantatry ny jentilisa sisa manodidina anareo fa Izaho Jehovah no manorina indray ny efa rava sy mamboly izay efa foana. Izaho Jehovah no niteny sady hahatanteraka izany". — Ezekiela 36 : 36
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



