Messages récents par Mpanoratra

24 Oktobra 2020

1/ Fanapahan-kevitra : Fankatoavana ny comptes 2017 sy 2018 - Neken’ny MD Budget & Alimanaka Jobily retraite niaraka @ fanazavana ny Teny Faneva Culte 2 mandavan-taona : 6h 30 sy 10h 30 (afa-tsy ny volana Aogositra). Ny SA sy Katekomena eo anelanelan’ny Fanompoam-pivavahana 2. Aménagement faculté de théologie Ambatonakanga (Terrain basket & zaridaina 2/3 ny rakitra fahatelo…
Tohiny

"Ary hoy Jehovah tamin'Isaia: Mivoaha ianao sy Seara-jasoba* zanakao hitsena an'i Ahaza eo amin'ny faran'ny lakan-drano amin'ny kamory ambony, eo amin'ny lalambe mankamin'ny sahan'ny mpamotsy lamba,[Seara-jasoba = Hisy sisa hiverina]" — Isaia 7 : 3
Tohiny

"Mitsangàna, fa adidinao izany; ary indreto koa izahay eto aminao; dia matokia tsara, ka ataovy izany". — Ezra 10 : 4
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.