"Fa hoy Jesoa taminy: Izaho ihany; aza matahotra". — Jaona 6 : 20
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Ary rehefa nihinana ianao ka voky ary misaotra an'i Jehovah Andriamanitrao noho ny tany soa izay nomeny anao, dia mitandrema, fandrao hadinoinao Jehovah Andriamanitrao, ka tsy tandremanao ny didiny sy ny fitsipiny ary ny lalàny, izay andidiako anao anio; fandrao, rehefa nihinana ianao ka voky ary nanao trano tsara ka mitoetra ao, ary mihamaro ny…
Tohiny
"Ary nony tapitra ny hafoloana, dia hita fa mandimandina sy matavy aza ny tarehiny noho ny an'ny zatovo rehetra izay nihinana anjara avy tamin'ny hanin'ny mpanjaka. Dia najanon'ilay mpiadidy ny anjara-haniny sy ny divay hosotroiny, ka hanin-kotrana no nomeny azy". — Daniela 1 : 15 - 16
Tohiny
"Fa araka ny itomboanareo amin'ny zavatra rehetra, na amin'ny finoana, na amin'ny teny, na amin'ny fahalalana, na amin'ny fahazotoana rehetra, na amin'ny fitiavanareo anay, dia aoka ho araka izany koa no hitomboanareo amin'izao fahasoavana izao". — II Korintiana 8 : 7
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



