"Ary hisy Solofo mitsimoka eo amin'ny fototr'i Jese, ary hisy mitrebona avy eo amin'ny fakany; Ary ny fanahin'i Jehovah hitoetra ao aminy, dia ny Fanahin'ny fahendrena sy ny fahazavan-tsaina; Ny Fanahin'ny fanoloran-tsaina sy ny faherezana; Ny Fanahin'ny fahalalana sy ny fahatahorana an'i Jehovah; Ary ho hanitra ankasitrahana aminy ny fahatahorana an'i Jehovah, ka tsy hitsara…
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
Ilay Voa Tsara Nafafy 29 Desambra 2020
"Ary raha ny fahatafintohinany no tonga haren'izao tontolo izao, ary ny nihenany no tonga haren'ny jentilisa, mainka fa ny hafenoany". — Romana 11 : 12
Tohiny
Ilay Voa Tsara Nafafy 28 Desambra 2020
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.