Messages récents par Mpanoratra

"Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsy fahamarinana rehetra". — I Jaona 1 : 9
Tohiny

"Ary ny Ray Izay naniraka Ahy, Izy no nanambara Ahy. Tsy mba renareo ny feony, na hitanareo akory aza ny endriny, ary ny teniny tsy mba mitoetra ao anatinareo, satria tsy mino Izay nirahiny ianareo". — Jaona 5 : 37 - 38
Tohiny

"Ary hatoky Anao izay mahalala ny anaranao; fa tsy foinao izay mitady Anao, Jehovah o". — Salamo 9 : 10
Tohiny

"Ary tsy mba hiditra ao mihitsy izay tsy masina, na izay manao vetaveta, na izay mandainga, fa izay voasoratra ao anatin'ny bokin'ny fiainana izay an'ny Zanak'ondry ihany". — Apokalypsy 21 : 27
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.