"Koa miverena amin'Andriamanitrao ianao; Tandremo ny famindram-po sy ny rariny. Ary miandrasa an'Andriamanitrao mandrakariva". Hosea 12 : 4-7 (and.7)
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Ary raha handeha hamboatra fitoerana ho anareo Aho, dia ho avy indray ka handray anareo ho any amiko, ka izay itoerako no hitoeranareo koa". Jaona 14 : 1-7 (and.3)
Tohiny
"Fa tsara ho anareo, raha ny lehilahy iray no ho faty hamonjy ny firenena, mba tsy ho rava avokoa ity firenena ity". Jaona 11 : 47-53 (and.50)
Tohiny
"Fa inona moa no fanantenanay, na fifalianay, na satro-boninahitra reharehanay? Moa tsy ianareo eo anatrehan'i Jesoa Tompontsika amin'ny fihaviany va? " I Tesaloniana 2 : 13-20 (and.19)
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



