Messages récents par Mpanoratra

"Ary tamin'izany ora izany dia ravoravo tamin'ny Fanahy Masina Jesoa ka nanao hoe: Midera Anao Aho, Raiko o, Tompon'ny lanitra sy ny tany, fa efa nafeninao tamin'ny hendry sy ny manan-tsaina izany ka nasehonao tamin'ny zaza madinika; eny, Raiko, fa izany no sitrakao". — Lioka 10 : 21
Tohiny

"Ary rehefa nivavaka izy, dia nihovitrovitra ny trano izay niangonany; dia feno ny Fanahy Masina izy rehetra ka nitory ny tenin'Andriamanitra tamin'ny fahasahiana". — Asan'ny Apostoly 4 : 31
Tohiny

"Fa hoy Mosesy taminy: Izaho va no ialonanao? enga anie ka ho mpaminany avokoa ny olon'i Jehovah rehetra, ka halatsak'i Jehovah aminy ny Fanahiny!"— Nomery 11 : 29
Tohiny

"Fa ninia tsy hahafantatra zavatra hafa teo aminareo aho, afa-tsy Jesoa Kristy, indrindra fa Izy voahombo tamin'ny hazo fijaliana"— I Korintiana 2 : 2
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.