"Ary hoy koa Izy tamiko: Tanteraka ireo. Izaho no Alfa sy Omega, ny fiandohana sy ny fiafarana. Izaho hanome maimaimpoana amin'ny loharanon'ny ranon'aina ho an'izay mangetaheta. Izay maharesy no handova izany zavatra izany; ary ho Andriamaniny Aho, ary izy ho zanako". — Apokalypsy 21 : 6 - 7
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsy fahamarinana rehetra". — I Jaona 1 : 9
Tohiny
"Jehovah, Tompon'ny maro, no momba antsika; Andriamanitr'i Jakoba no aro ho antsika". — Salamo 46 : 11
Tohiny
ALAHADY 02 JAN 2022
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



