"Sambatra izay olona manao an'i Jehovah ho tokiny, ka tsy mivily ho naman'ny mpiavonavona na ny mpivadika ho amin'ny lainga". — Salamo 40 : 4
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Ary ny ho tia Azy amin'ny fo rehetra sy ny saina rehetra sy ny hery rehetra, ary ny ho tia ny namana tahaka ny tena, dia mihoatra lavitra noho ny fanatitra hodorana sy ny fanatitra hafa rehetra izany". — Marka 12 : 33
Tohiny
"Jehovah Tompo no tanjako, Ary manao ny tongotro ho toy ny an'ny dieravavy Izy Ka mampandeha ahy any amin'ny havoanako". — Habakoka 3 : 19
Tohiny
"Aza tia izao tontolo izao, na izay zavatra eo amin'izao tontolo izao. Raha misy olona tia izao tontolo izao dia tsy ao anatiny ny fitiavana ny Ray". — I Jaona 2 : 15
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



