Messages récents par Mpanoratra

"Ary hoy Izy: Mitandrema, fandrao ho voafitaka ianareo; fa maro no ho avy amin'ny anarako sady hanao hoe: Izaho no Izy; ary koa: Efa akaiky ny andro; koa aza manaraka azy". Lioka 21 : 7-11 (and.8)
Tohiny

"Fa izaho kosa dia hanandrandra an'i Jehovah, Eny, hiandry an'Andriamanitry ny famonjena ahy aho; Andriamanitro no hihaino ahy". Mika 7 : 7-10 (and.7)
Tohiny

"Tsara Jehovah amin'izay manantena Azy, dia amin'ny olona izay mitady Azy".  Fitomaniana 3 : 25-27 (and.25)
Tohiny

"Mitandrema, miambena*, ka mivavaha; fa tsy fantatrareo izay hihavian'ny fotoana". [*Grika: miareta tory] . Marka 13 : 33-37 (and.33)
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.