"Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona". Matio 24 : 35
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Ny didin'ny molony tsy mba nialako; Ny tenin'ny vavany noraketiko mihoatra noho ny faniriako"*.[* Na: anjara-haniko] Joba 23 : 12
Tohiny
"Fa na firy na firy ny teny fikasan'Andriamanitra, dia ao aminy ny eny, ary amin'ny alalany koa ny Amena, ho voninahitr'Andriamanitra amin'ny ataonay". II Korintiana 1 : 20
Tohiny
"Ary hofafany ny ranomaso rehetra amin'ny masony; ary tsy hisy fahafatesana intsony, sady tsy hisy alahelo, na fitarainana, na fanaintainana; fa efa lasa ny zavatra taloha". Apokalypsy 21 : 4
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



