"Ary marina ny anamelohany antsika, satria mandray ny valin'ny nataontsika isika; fa ity Lehilahy ity kosa tsy mbola nanao zavatra tsy mety na dia kely akory aza". Lioka 23 : 41
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Minoa anatra ianao, ry Jerosalema, fandrao miombotra miala aminao ny fanahiko, ary fandrao hataoko tany lao ianao, dia tany tsy honenana". Jeremia 6 : 8
Tohiny
26 FEBROARY 2022
Isan’ny MFT : 96 I- FANAPAHAN-KEVITRA Fangatahana fanampiana Fitandremana Belanitra Akasy Omega : fankalazana ny faha-70 taonan’ny fiangonana/ manao asa fanitarana ka eo ampamitana izany => Omena 50 000 Ar Fampiasana fiangonana AIR MADAGASCAR : Cellule de prière ny Sabotsy 26/02/22 amin’ny 9ora hatramin’ny 12ora=> omena ny efitranon’ny Diakona Chaîne d’honnêteté : Mangataka hampiasa efitrano 1 ato IF hanatanterahan’ny «Conseil…
Tohiny
ALAHADY 27 FEB 2022
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



