Messages récents par Mpanoratra

"Ary raha noravan'Andriamanitra ny tanàna tany amin'ny tany lemaka, dia nahatsiaro an'i Abrahama Andriamanitra ka namoaka an'i Lota hiala teo afovoan'ny horavana, tamin'ny nandravany ny tanàna izay nonenan'i Lota". Genesisy 19 : 29
Tohiny

"Manenina Aho noho ny nanaovako an'i Saoly ho mpanjaka, fa niala tamin'ny fanarahana Ahy izy ka tsy nahatanteraka ny teniko. Dia tezitra Samoela ka nitaraina tamin'i Jehovah mandritra ny alina".  I Samoela 15 : 11
Tohiny

"Fa ireo dia andro famaliana mba hahatanteraka izay rehetra voasoratra". — Lioka 21 : 22
Tohiny

"Fanoharana izany amin'izao andro ankehitriny izao, ary araka izany no anaterana fanomezana sy fanatitra, izay tsy mahatanteraka ny mpivavaka ny amin'ny fieritreretana (fa naman'ny zavatra hohanina sy ny zavatra hosotroina sy ny fanasana samy hafa), dia fitsipika araka ny nofo, voatendrv hatao mandra-pihavin'ny andro fanovana".  Hebreo 9 : 9 - 10
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.